Mana voalahatra 07 Desambra 2020
JEREMIA 52.1-16 ANDRIAMANITRA MARINA 1 Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin’ ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin’ i Jeremia avy any Libna.2 Ary nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon’ i Joiakima.3 Fa ny fahatezeran’ i Jehovah
Mofonaina 07 Desambra 2020
1 Jaona 2. 20-25 KRISTIANINA MANAIKY NY ZANAKA Fa hianareo kosa manana hosotra avy amin’Ilay Masina ka mahalala ny zavatra rehetra. 21 Tsy noho ny ahafantaranareo ny marina no nanoratako taminareo, fa noho ny ahafantaranareo izany sy noho ny tsi-fisiana lainga avy amin’ny marina. 22 Iza no mpandainga, afa-tsy ilay manda an’i Jesosy tsy ho
Mofon’aina 05 Desambra 2020
Asan’ny Apostoly 16. 25-34 IZAY MINO AN’I JESOA Ary nony namatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra. 26 Ary nisy horohorontany mafy dia mafy avy tampoka, ka nihozongozona ny fanorenan’ny trano-maizina; dia nivoha niaraka tamin’izay ny varavarana rehetra, ary nivaha avokoa ny fatoran’izy rehetra. 27 Dia nahatsiaro
Mana voalahatra 4 Desambra 2020
JEREMIA 51.1-24 ANDRIAMANITRA TOMPON’NY FANAPAHANA SY FAHEFANA 1 Izao no lazain’ i Jehovah: Indro, hamporisihiko ny fanahin’ ny mpandringana hamely an’ i Babylona sy izay monina ao Leba-kamay.2 Ary haniraka olona hafa firenena ho any Babylona Aho, izay hikororoka azy ka hahafoana ny taniny; Fa hamely azy manodidina amin’ ny andro fahoriana ireo.3 Izay manenjana tsipìka mbamin’ izay
Mofonaina 04 Desambra 2020
Jaona 6. 59-71 NY FAMPIANARAN’I JESOA Izany teny izany no nolazainy tao amin’ny synagoga, raha nampianatra tao Kapernaomy Izy. 60 Koa maro tamin’ny mpianany, nony nandre, dia nanao hoe: Sarotra izany teny izany, iza no mahahaino izany? 61 Ary fantatr’i Jesosy tao am-pony fa nimonomonona tamin’izany ny mpianany, ka dia hoy Izy taminy: Mahatafintohina anareo
Mana voalahatra 03 Desambra 2020
JEREMIA 50.33-46 ANDRIAMANITRA MAHERY : MIADY HO AN’NY OLONY 33 Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Niara-nampahorina ny Zanak’ Isiraely sy ny taranak’ i Joda; Ary izay rehetra namabo azy dia mihazona azy mafy ka tsy mety mandefa azy.34 Mahery ny Mpanavotra azy, Jehovah, Tompon’ ny maro, no anarany; Handahatra ny adiny tokoa Izy, mba