Mana voalahatra 30 Novambra 2020
JEREMIA 49.23-39 Faminaniana ny amin’ i Damaskosy 23 Ny amin’ i Damaskosy. Very hevitra Hamata sy Arpada, fa nandre filazan-doza izy ka kivy; Misamboaravoara ny ranomasina ka tsy mety tafatoetra.24 Efa ketraka
MOFON’AINA 30 Novambra 2020
ROMANA 8.18-25 18 Fa ataoko fa ny fahoriana amin’ izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin’ ny voninahitra izay haseho amintsika.19 Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy
Toriteny 29 Novambra 2020
Horonantsary mirakitra ny Toriteny Alahady 29 Novambra 2020 maraina (Fidirana voalohany).
Mana voalahatra 28 Novambra 2020
JEREMIA 48.25-47 25 Voakapa ny tandrok’ i Moaba, ary tapaka koa ny sandriny, hoy Jehovah.26 Ataovy leony izy, fa niavonavona tamin’ i Jehovah; Moaba hihosinkosina amin’ ny loany sady mba
Mofonaina 28 Novambra 2020
Matio 5. 1-12 JESOA KRISTY MPAMPIANATRA Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka, dia niakatra teo an-tendrombohitra; ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany. 2 Dia niloa-bava Izy ka
Mana voalahatra 27 Novambra 2020
JEREMIA 48.1-24 FAHARAVAN’I MOABA Faminaniana ny amin’ i Moaba 1 Ny amin’ i Moaba. Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Nidiran-doza Nebo, fa rava! Mangaihay Kiriataima,
Mofon’aina 27 Novambra 2020
Salamo 121. 1-8 ANDRIAMANITRA MIARO NY TOMPO Manopy ny masoko ho amin’ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy? 2 Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah, Mpanao ny lanitra
Mana voalahatra 26 Novambra 2020
SALAMO 121 JEHOVAH NO MPIARO! Fahatokian’ izay manana an’ i Jehovah ho Mpiaro azy 1 Fihirana fiakarana. Manopy ny masoko ho amin’ ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy ?2 Ny
Mofonaina Alakamisy 26 Novambra 2020
Fitomaniana 3. 25-27 TSARA NY TOMPO Tsara Jehovah amin’izay manantena Azy, dia amin’ny olona izay mitady Azy. 26 Tsara ny miandry ny famonjen’i Jehovah amin’ny fanginana. 27 Tsara amin’ny olona