Mofonaina 03 Desambra 2020
Mofonaina 03 Desambra 2020

Asan’ny Apostoly 10. 34-43 IZA MOA JESOA MBA HANEKENA AZY HO MESIA ? Ary Petera niloa-bava ka nanao hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra; 35 fa amin’ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany. 36 Hianareo mahalala ny teny izay nampitondrainy ho amin’ny Zanak’Isirely, mitory teny

HIDITRA
Mana voalahatra 02 Novambra 2020
Mana voalahatra 02 Novambra 2020

JEREMIA 50.18-32 HO LEVONA IZAY MILA ADY AMIN’I JEHOVAH 18 Koa izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hovaliko ny mpanjakan’ i Babylona sy ny taniny toy ny efa namaliako ny mpanjakan’ i Asyria.19 Ary hampodiko ho any amin’ ny saha fiandrasana azy indray ny Isiraely, ka hihinana ao Karmela sy Basana

HIDITRA
Mofonaina 02 Desambra 2020
Mofonaina 02 Desambra 2020

Jaona 4. 16-24 JESOA NO MESIA Hoy Jesosy taminy: Andeha ary, antsoy ivadinao, ka mankanesa aty. 17 Ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy manam-bady aho. Hoy Jesosy taminy: Marina ihany izay nolazainao hoe: Tsy manam-bady aho; 18 fa efa nanam-bady indimy hianao, sady tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny; marina izany voalazanao izany. 19 Hoy

HIDITRA
Mana voalahatra 01 Desambra 2020
Mana voalahatra 01 Desambra 2020

JEREMIA 50.1-17 ANDRIAMANITRA TOMPON’NY FAHEFANA Faminaniana ny amin’ i Babylona 1 Izao no teny nampilazain’ i Jehovah an’ i Jeremia mpaminany ny amin’ i Babylona dia ny tanin’ ny Kaldeana. 2 Ambaraonareo, eny, torio any amin’ ny firenena, ary manangàna faneva, torio, fa aza afenina, ataovy hoe: Afaka Babylona! Mangaihay Bela, raiki-tahotra Merodaka! Eny, mangaihay ny sampiny,

HIDITRA
Mofon’aina 01 Desambra 2020
Mofon’aina 01 Desambra 2020

Jaona 1. 35-51 JESOA NO MESIA Nony ampitson’iny indray dia nijanona Jaona sy ny mpianany roa lahy; 36 ary nijery an’i Jesosy nitsangatsangana izy ka nanao hoe Indro ny Zanak’ondrin’Andrimanitra! 37 Ary ireo mpianatra roa lahy ireo, rehefa nandre azy niteny, dia nanaraka an’i Jesosy. 38 Ary Jesosy nitodika ka nahita azy manaraka, dia nanao

HIDITRA
Mana voalahatra 27 Novambra 2020
Mana voalahatra 27 Novambra 2020

JEREMIA 48.1-24 FAHARAVAN’I MOABA Faminaniana ny amin’ i Moaba 1 Ny amin’ i Moaba. Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Nidiran-doza Nebo, fa rava! Mangaihay Kiriataima, fa afaka; Mangaihay Misgaba sady raiki-tahotra. 2 Tsy misy ho reharehan’ i Moaba intsony; Tao Hesbona no niheverany hampididoza aminy hoe: Andeha horavantsika tsy ho firenena

HIDITRA
Mana voalahatra 26 Novambra 2020
Mana voalahatra 26 Novambra 2020

SALAMO 121 JEHOVAH NO MPIARO! Fahatokian’ izay manana an’ i Jehovah ho Mpiaro azy 1 Fihirana fiakarana. Manopy ny masoko ho amin’ ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy ?2 Ny famonjena ahy dia avy amin’ i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany. 3 Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao; Tsy ho rendrehana anie ny

HIDITRA
Mofonaina Alakamisy 26 Novambra 2020
Mofonaina Alakamisy 26 Novambra 2020

Fitomaniana 3. 25-27 TSARA NY TOMPO Tsara Jehovah amin’izay manantena Azy, dia amin’ny olona izay mitady Azy. 26 Tsara ny miandry ny famonjen’i Jehovah amin’ny fanginana. 27 Tsara amin’ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy. Boky nosoratan’ny Jiosy iray nahita ny fidiran’ny miaramila Babyloniana tao Jerosalema ny bokin’ny Fitomaniana. Hitany ny herisetra nataon’izy

HIDITRA
Mofon’aina Alarobia 25 Novambra 2020
Mofon’aina Alarobia 25 Novambra 2020

2 Tantara 14. 10-14 NANDRESY NY FAHAVALONY ASA MPANJAKA Ary Asa nitaraina tamin’i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, tsy misy afa-tsy Hianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian’ny maro izy, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray ô, fa Hianao no iankinanay, ary ny anaranao no andehananay hiady amin’ireto olona ireto. Jehovah ô, Hianao

HIDITRA
Mana voalahatra Sabotsy 21 Novambre 2020
Mana voalahatra Sabotsy 21 Novambre 2020

FITOMANIANA 3.1-18 1 Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin’ ny tsorakazon’ ny fahatezerany.2 Izaho no notarihiny sy nampandehaniny ho amin’ ny maizina, fa tsy ho amin’ ny mazava.3 Izaho ihany no asian’ ny tànany mandritra ny andro mandrakariva 4 Nataony antitra ny nofoko sy ny hoditro, notapatapahiny ny taolako.5 Manorina izay hamelezany ahy Izy ary

HIDITRA