Mana voalahatra ALAROBIA 25 NOVAMBRA
Mana voalahatra ALAROBIA 25 NOVAMBRA

FITOMANIANA 5.1-22 FIAINANA FENO FAHORIANA Fitarainana amin’ Andriamanitra sy fangatahana ny hodian’ ny soa nananana fahiny 1 Jehovah ô, tsarovy izay nanjo anay; Hevero sy diniho ny latsa mahazo anay.2 Ny lovanay dia afindra ho an’ ny vahiny ary ny tranonay ho an’ ny hafa firenena.3 Efa kamboty izahay ka tsy manan-dray, ny reninay dia toy ny mpitondra-tena.4 Na

HIDITRA
Mofon’aina Alarobia 25 Novambra 2020
Mofon’aina Alarobia 25 Novambra 2020

2 Tantara 14. 10-14 NANDRESY NY FAHAVALONY ASA MPANJAKA Ary Asa nitaraina tamin’i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, tsy misy afa-tsy Hianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian’ny maro izy, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray ô, fa Hianao no iankinanay, ary ny anaranao no andehananay hiady amin’ireto olona ireto. Jehovah ô, Hianao

HIDITRA
Mofonaina 24 Novambra 2020
Mofonaina 24 Novambra 2020

Marka 7. 24-30 IREO DINGAN’NY FANASITRANANA Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin’ny sisin-tanin’i Tyro sy Sidona; dia niditra tao an-trano Izy, ary tiany tsy ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy nahazo niery Izy. 25 Fa niaraka tamin’izay dia nisy vehivavy anankiray nandre ny aminy (ny zanani-vavy tanora dia azom-panahy maloto), dia nankao

HIDITRA
mofon’aina 23 Novambra 2020
mofon’aina 23 Novambra 2020

2 KORINTIANA 4.7-11 7 Fa manana izao rakitra izao amin’ ny vilany tany izahay, mba ho an’ Andriamanitra ny halehiben’ ny hery, fa tsy ho avy aminay.8 Voageja manodidina izahay, nefa tsy tery; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;9 enjehina, nefa tsy nafoy, potraka, nefa tsy maty;10 mitondra ny fahafatesan’ i Jesosy mandrakariva ao amin’ ny tena izahay, mba

HIDITRA
Mana voalahatra Alatsinainy 23 Novambra 2020
Mana voalahatra Alatsinainy 23 Novambra 2020

FITOMANIANA 3.40-66 MIVERINA AMIN’ANDRIAMANITRA NONA 40 Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin’ i Jehovah.41 Aoka hasandratsika amin’ Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny tanantsika.42 Izahay efa nanota sy nanao ditra, ary Hianao kosa tsy namela heloka. SAMEKA 43 Nisarona fahatezerana Hianao ka nanenjika anay; eny, novonoinao izahay, fa tsy niantranao.44 Nisarona rahona Hianao, ka

HIDITRA
Filazan-draharaha 22 Novambra 2020
Filazan-draharaha 22 Novambra 2020

Raharaha ivelany Avy amin’ny Oniversite FJKM Ravelojaona, sampana fahasalamana: Misokatra ny fisoratana anarana ho amin’ny taom-pianarana 2020 – 2021. Ireto avy ny sampam-pianarana misy : Infirmier anesthésiste, infirmier généraliste, technicien de radiologie, sage femme. Fanasana avy amin’ny FJKM Sakaraha Mahatoky, Synaodam-paritany Toliara Fihavaozana: Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-10 taona maha mpitandrina sy faha-5 taona ny

HIDITRA
Mana voalahatra Sabotsy 21 Novambre 2020
Mana voalahatra Sabotsy 21 Novambre 2020

FITOMANIANA 3.1-18 1 Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin’ ny tsorakazon’ ny fahatezerany.2 Izaho no notarihiny sy nampandehaniny ho amin’ ny maizina, fa tsy ho amin’ ny mazava.3 Izaho ihany no asian’ ny tànany mandritra ny andro mandrakariva 4 Nataony antitra ny nofoko sy ny hoditro, notapatapahiny ny taolako.5 Manorina izay hamelezany ahy Izy ary

HIDITRA
Mofon’aina 21 Novambra 2020
Mofon’aina 21 Novambra 2020

ASAN’NY APOSTOLY 3.1-8 1 Ary Petera sy Jaona niakatra ho eo an-kianjan’ ny tempoly tamin’ ny ora fahasivy fotoam-pivavahana.2 Ary nisy nitondra lehilahy nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny, izay napetrany isan-andro teo anoloan’ ny vavahadin’ ny tempoly, ilay atao hoe Itsaraendrika, mba hangataka fiantrana amin’ izay niditra teo an-kianjan’ ny tempoly;3 nony nahita an’ i Petera sy Jaona efa

HIDITRA
Mana voalahatra Zoma 20 Novambra 2020
Mana voalahatra Zoma 20 Novambra 2020

FITOMANIANA 2.1-22  F. 1, 2 REHEFA ANDRIAMANITRA NO MANDRAVA… Milatsaka ny fahatezerany (1-10). Fahatezeran’Andriamanitra tsy misy toa azy no mihatra amin’ny Zanak’Israely noho ny fahotany; fianjerana, fandevonana, fandravana, fikapana, fanafoanana, fanolorana eo an-tanan’ny fahavalo (1-4). Nitsangana ho fahavalony mihitsy Andriamanitra, ka nolaviny hatramin’ny fivavahany sy ny mpisorony ary ny mpanjakany (5-7). Tapaka tanteraka ny fifandraisany amin’Andriamanitra

HIDITRA
Mofonaina 20 Novambra 2020
Mofonaina 20 Novambra 2020

Joda 24-25 NY FAHIZIAN’I JESOA KRISTY Ary ho an’Izay maharo anareo mba tsy ho tafintohina, ary hametraka anareo tsy hanan-tsiny eo anoloan’ny voninahiny amin’ny firavoravoana, 25 ho an’Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra sy ny fahalehibiazana, ny fanjakana sy ny fahefana hatramin’ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay. Amena.

HIDITRA
Mofonaina 19 Novambra 2020
Mofonaina 19 Novambra 2020

Romana 13. 11-14 NY MAHA-OLOM-BOAVONJY Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin’ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny andro vao ninoantsika. 12 Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan’ny

HIDITRA