Filazan-draharaha 3/01/2021
Faly Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo, tafahoana. Toy izao indray ny raharahan’ny Fiangonantsika :
Nanamarika ny alahady :
- Fandraisana ny fanasan’ny Tompo
- Fiarabana sy fanolorana solombodiakoho ho an’ireo ray aman-dreny 65 taona no mihoatra ,
- Fiarahabana ny mpitandrina noho ny taom-baovao.
Fanentanana:
- Tapitra nyfisoratana anarana ho an’ireo afa-panadianana . Izay taraiky dia misoratra mivantana any amin’ny zanak’ampielezana.
- Ny 10 taona batisa-mariazy-mpandray dia ny 17 Janoary no fara-fisoratana anarana.
- Ny Alahady 17 Janoary dia fotoam-pivavahana hiarabana ny filohan’ny FJKM eny Antsonjobe, ny eto amin’ny fiangonantsika dia misy fotoam-pivavahana tokana amin’ny 6 ora, fa ny eny Antsonjombe kosa misy fidirana in-2 ka ny anjaran’n SPIA dia amin’ny 7 ora sy sasany.
Tompon’anjara :
-
- 7 ora : Jeremia
- 10 ora :Daniella
Vaovao:
- Raki-pisaorana : 2 900 000 Ar
- Katekomena : mianatra ny Alahady 10 Janoary amin’ny 2 ora sy sasany.
- Araka ny fivorian’ny mpandray tamin’ny 27 Desambra 2020 dia nolaniana ny tetik’asa, tetik’andro, teti-bola: 63 109 491 Ar.