Mana voalahatra Zoma 20 Novambra 2020
Mana voalahatra Zoma 20 Novambra 2020

FITOMANIANA 2.1-22  F. 1, 2 REHEFA ANDRIAMANITRA NO MANDRAVA… Milatsaka ny fahatezerany (1-10). Fahatezeran’Andriamanitra tsy misy toa azy no mihatra amin’ny Zanak’Israely noho ny fahotany; fianjerana, fandevonana, fandravana, fikapana, fanafoanana, fanolorana eo an-tanan’ny fahavalo (1-4). Nitsangana ho fahavalony mihitsy Andriamanitra, ka nolaviny hatramin’ny fivavahany sy ny mpisorony ary ny mpanjakany (5-7). Tapaka tanteraka ny fifandraisany amin’Andriamanitra

HIDITRA