Filazan-draharaha 20/12/2020 Ny teo aloha Filazan-draharaha 25/12/2020 Ny tao aoriana Filazan-draharaha 13/12/2020

Filazan-draharaha 20/12/2020

Faly Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo, tafahoana. Toy izao indray ny raharahan’ny Fiangonantsika :

Fanokanana ho Mpandray ny fanasan’ny Tompo an’i :

  1. ELYAS Mihantsa Annicia
  2. ELYAS Ny Avo Christel
  3. LANJANIAINA Finaritra
  4. RANDRIAMBOLAINA Fandresena Timo Loïc


Zaza natao batisa:

  • RASAMOELINA Hoelitiana
  • Nomenjanahary Mamisoa Rianala
  • RANDRIAMAMPIANINA Amelia Ideale
  • RANDRIAMBOLOLONA Anjara Miharitra Fitiavana

Tatitra ara-bola:

  • Miditra: 933.100 Ar
  • Mivoaka: 1 043 800 Ar
  • OTIV: 5.313.200 Ar

Fampahatsiahivana:

  • Fanomanam-panahy sady ankatoka ny Alahady 27 Desambra 2020 aorian’ny Fanompoam-pivavahana izay hiantsoana ny Mpandray ny fanasan’ny Tompo rehetra sy ny solotena isan-tsampana
  • Fanompoam-pivavahana tokana ihany ny alahady 27 Desambra 2020 izay manomboka amin’ny 8 ora maraina
  • Vonona ny Valopy Krismasy
  • Hanantanteraka varotra eo ivelan’ny Fiangonana ny FJKM Ambohitrangano Lovasoa amin’ny Alahdy izao izay hanentanana antsika fiangonana.

Tompon’anjara:

21 Desambra – 26 Desambra: Groupe Isaia

25 Desambra :                  7ora: Groupe Jeremia (manao vavaka sy vakiteny)

10ora: Groupe Daniela