Mana voalahatra 02 Novambra 2020
JEREMIA 50.18-32 HO LEVONA IZAY MILA ADY AMIN’I JEHOVAH 18 Koa izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hovaliko ny mpanjakan’ i Babylona sy ny taniny toy ny efa namaliako ny mpanjakan’ i Asyria.19 Ary hampodiko ho any amin’ ny saha fiandrasana azy indray ny Isiraely, ka hihinana ao Karmela sy Basana