Tantara
Ny fandaharam-panabeazan’ny SAMPATI dia tsy inona fa ny « fandraisana anjara amin’ny fivoaran’ny tanora amin’ny maha-olona feno dia ny ara-batana, ara-tsaina, ara-pihetseham-po, ara-piaraha-monina ary ara-panahy », tsy amin’ny maha olon-tokana azy, fa indrindra amin’ny maha olon’ny fiaraha-monina azy, olon’ny firenena, ary olona eto anivon’izao tontolo izao.
Taona nitsanganany
- 1982 mbola fikambanana MTEM
- 1983: Nanokanana ny fivondronana HASINA mitondra ny laharana faha-86
- Filohan’ny fikambanana tamin’izany: Mme Simone
- Ny mpiandraikitra tamin’izany: Pasteur Zoly RAMANGARIVO, Mr Tovo RABEFA, RAKOTOARISOA Victor James, Mme Voahangy RAMANGARIVO, RAVAOSOLO Marie Jeanne, RAMANGARIVO Vololona,
- Mpikambana: Itpkl Jacquis, president, Dada Pierre, Mr André, RAKOTOARINESY Voahangy , RAKOTOARINESY Fanja, Pasteur Rija,
- Ireo filohan’ny sampati nifandimby : Mme Simone, Mme Josiane, Mr Daniel, Mr Vonjy, Mr NdrianaLasa sampam-piangoanana ny taona 1992 noho ny zaikabe tany Toliary
Ireo Birao mandrafitra ny SAMPATI
FILOHA I

ANDRIANARISOA Joseph
FILOHA II

ANDRIAMBOLATIANA Dimby Harison Lalah
MPITANTSORATRA

Mirana
MPITANTSORA-BOLA

ANDO TSALAMANAHARY Samoelitiana
MPITAHIRY VOLA

ANDRIAMAMPANDRY Ny Ala
MPANOLOTSAINA

RAVAOSOLO Marie Jeanne
MPANOLOTSAINA

RAKOTOARINESY Fanja
ISAN'NY MPIKAMBANA ANKEHITRINY
- Ireo Birao hita etsy ambony miisa 6
- Ny Komiitim-pivondronana miisa 18
- Ny Mpiandraikitra miisa 16
- Ny Beazina: miisa 70
ZAVATRA EFA VITA
- Fanokanana ny sampana mavo, maitso Mpanazava sy Tily, sampana mena mpanazava
- Fampanaovana fanekena Mpiandraikitra Mpanazava sy Tily
- Fankalazana ny faha-30 taonan’ny SAMPATI ny taona 2014
VINA
- Fanokanana ny Tily Samapana Mena
- Fananganana Menafify
- Fananganana ny mpanohana FMT2S
- Fanaovana lasy Lehibe