Fanokanana Mpandray ny fanasan’ny Tompo
FJKM Anosy Avaratra Vaovao Antananarivo Avaradrano, AntananariveKatekomena Andiany: IRAKA Teny faneva: "Koa dia iraka solon’ i Kristy izahay, toa an’ Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon’ i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin’ Andriamanitra anie hianareo" 2Kor 5:20