Chargement Évènements

« Tous les Évènements

  • Cet évènement est passé

Andron’ny Adidy

27 Déc

Alahady 27 Desambra 2020. Andron’ny Adidy taona 2020 eto amin’ny Fitandremana Anosy Avaratra Vaovao. Fanefana ny adidy rehetra tsy vita eto anivon’ny Fiangonana, na fikambanana, na sampana. Ankoatra izay dia tezaina ihany koa ny kristianina rehetra mba hamita ny adidy rehetra tsy vita ivelan’ny fiangoana. Toy ireo adidy eo amin’ny Fianakaviana, eo amin’ny fiaraha-monina, eo amin’ny firenena sns…

Aza adino àry, Alahady 27 desambra 2020, manomboka amin’ny 8 ora maraina ny fotoana (fidirana in-dray mandeha ihany). Hiantsoana antsika mpianakavin’ny finoana rehetra, na sampana, na fikambanana maro samihafa

Détails

Date :
27 Déc
Catégorie d’évènement:
Site :
fjkmanosyavaratravaovao.mg

Organisateur

AFF
Téléphone :
0345811493
E-mail :
barymahefa.mitea@gmail.com
Voir le site Organisateur