
- Cet évènement est passé
Alahadin’ny Biraon’ny Fiangonana (Fidirana Tokana)
7 Fév

Fiarahabana sy fitrotroana am-bavaka ireo Biraon’ny Fiangonana sy ny ankohonany eto amin’ny Fitandremana Anosy Avaratra Vaovao
Fiarahabana sy fitrotroana am-bavaka ireo Biraon’ny Fiangonana sy ny ankohonany eto amin’ny Fitandremana Anosy Avaratra Vaovao
"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro"
(Heb 10:25)
Ho aminao mandrakariva anie ny Fiadanan'ny Tompo Jesoa
fjkmanosyavaratravaovao.mg © Copyright 2022