
- Cet évènement est passé
17 Janoary: Fotoam-pivavahana Antsonjombe (asiana fidirana in-1 amin’ny 6ora maraina)
17 Jan

Alahady 17 Janoary 2021. Fanompoam-pivavahana fitrotroana am-bavaka ny taom-piasana 2021 sy fitondrana am-bavaka ny Filoha FJKM sy ny ankohonay. Manomboka amin’ny 10 ora maraina ny fotoana Eny amin’ny COLISEUM Antsonjombe.
Raha ny eto amin’ny Fiangonana dia misy fanompoam-pivavahana fidirana tokana manomboka amin’ny 6 ora sy sasany maraina.