
- Cet évènement est passé
1 Janoary: Taom-baovao (Fidirana tokana)
1 Jan @ 6:30 - 11:00

Zoma 1 Janoary 2021. Fanompoam-pivavahana noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2021. Fidrana tokana manomboka amin’ny 6 ora sy sasany maraina.
Zoma 1 Janoary 2021. Fanompoam-pivavahana noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2021. Fidrana tokana manomboka amin’ny 6 ora sy sasany maraina.
"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro"
(Heb 10:25)
Ho aminao mandrakariva anie ny Fiadanan'ny Tompo Jesoa
fjkmanosyavaratravaovao.mg © Copyright 2023